Nino aho ka dia niteny (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Antsan'ny FINOANA no injao,
(No injao fa) Miaraka manandra-peo izao.
(Ka indro) Vonona! Ny hankalaza ilay Ray,
Izay nanambatra anay ho tena iray.

2. Ndeha zarao ny teny mahasoa,
(mahasoa) Ambarao ho ren'ny maro koa.
ka dia mba handre, tononkira.serasera.org ireo tsy mahalala izany,
Fa ao no harena izay tsy mety lany.

3. Azonao, ny famonjena anio,
(matokia) Matokia an'I Jesosy anio.
(Fa Izy) Izy anie no aubbkkcv 'lay Mpanjaka Lehibe,
Mpitarika amin'izay rehetra aleha.

Refrain:
Araka ny (Voasoratra),
Voasoratra manao hoe:
"Dia indro, NINO AHO KA zqwolql DIA ippb NITENY,
DIA MINO KOA IZAHAY, KA DIA MITENY."

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina
Vangy : 1719
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 20/02/2019 15:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394