Ny Tanjotsika dia izao (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

Ianao izay variana ety;
Antsoin'ny Tompo ianao.
Hitory sy hanambara teny soa;
Hanao 'reo asa maro koa.
Handeha hitory sy hanambara;
Amin'reo olo-marobe.

Refrain:
Ny tanjotsika dia izao, dia izao,
HTsiky dia ampyandova lanitra.
Hiara-tsambatra isika izao;
Hihaona amin'Andriamanitra.

Ho antsika mbola velon'aina;
katsahonao ny lanitra.
Hijoro ho vavolombelona;
hanandratra ny Ray Tsitoha.
Fa marobe tokoa izao;
Ireo adidy miandry anao.

Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina
Mpamaky : 682
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fanafy
Tamin'ny : 20/02/2019 14:42:55
ID : 11403

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo