Jesosy no Mpamonjy (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

SOLO:
Ianao, Jesosy Tompo no namonjy ahy,
Fa nanaiky nohomboina,
Nalatsa-drà Hianao.

CHOEUR:
Ianao, Jesosy Tompo no namonjy ahy,
Fa nanaiky nohomboina,
Nalatsa-drà Hianao.
Ka,
tononkira.serasera.orgAnkalazainay ny Anaranao.
Fa Masina Hianao.
Lehibe ny Fitiavanao.
Namonjy izao tontolo izao

SOLO:
'Lay Jesosy, Zanaky ny Avo
Izay maty tety; Nitondra ny ota vitanay.
'lay mpandresy; ny famonjena vitanao.

Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina
Mpamaky : 897
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fanafy
Tamin'ny : 20/02/2019 14:42:35
ID : 11405

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo