Asa Tsara (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

Matoa aho toy izao dia noho Hianao,
Andriamanitra Fitiavana ô!
Hianao nifidy ahy ho hirakao.
Mba hitory ny Fiadananao.

Refrain:
Tafio hery ity mpanomponao,
Omeo aim-panahy vaovaTsiky dia ampyo Tompo ô!
Sy fahendrena koa.
Hahaizako manatanteraka,
Ny asa tsara ho Anao ry Ray.

Hianao nanendry sy niantso ahy,
Tsy sendrasendra fa hahatsara ahy.
Fanahy Masina no mitoetra,
mba hanazava ny tontoloko.

Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina
Mpamaky : 645
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fanafy
Tamin'ny : 20/02/2019 14:42:28
ID : 11406

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo