Hataky ny Tompo (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay izay any an-danitra ô!
Hohamasinina anie ny Anaranao.
Ho tonga anie ny fanjakanao.
Atao anie ny sitraponao.
Ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

UNISSON (Vehivavy)
Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay.
Ary mamelà, ny helokay
tahaka ny namelanay 'zay meloka taminay.
Ary aza mitondra anay ho amin'ny fankam-panahy.
DUO (Vehivavy)
Fa manafaha anay amin'ny ratsy.

Fa Anao ny fanjakana sy ny hery;
Ary ny voninahitra mandrakizay.
Fa Anao ny fanjakana sy ny hery;
Voninahitra mandrakizay ho Anao.
Fa Anao ny fanjakana sy ny hery;
Ary ny voninahitra mandrakizay.
Fa Anao ny fanjakana sy ny hery;
Voninahitra mandrakizay, AMEN!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina
Vangy : 1215
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 20/02/2019 15:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6263