SOAVINA (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianao, tanàna itoerako;
Nipoirako, nitaiza ny fahazazako.
Nampifaly ahy tamin’ny hatanorako;
Nahalala ny tanjoko sy fikasako.
Nanatrika ny tsiky, sy ny fahoriako;
Itokiako, hiara-dàlana amin’(ny) fiainako.
2. Ianao, tanànako lalaiko;
Tiako mba hitoetra, hiaina ny Fahazavana.
Lavitry ny haizina oxeq tononkira.serasera.org sy jvmsc fahantrana.
Rehare(han)’ny taranaka, dimby sy fara.
Hiavaka amin’(ny) tany sy ny firenena;
Haneho ny Voninahitr’Andriamanitra.
Ref.
SOAVIN(A) mgbkr ianao, SOAVIN(A) ianao.
Ilay tanàna feno ny Fahasoavana.
Andriamanitra ilay nahary anao,
Izy no hampisalotra anao ny Fahombiazana.
Nipoirako, nitaiza ny fahazazako.
Nampifaly ahy tamin’ny hatanorako;
Nahalala ny tanjoko sy fikasako.
Nanatrika ny tsiky, sy ny fahoriako;
Itokiako, hiara-dàlana amin’(ny) fiainako.
2. Ianao, tanànako lalaiko;
Tiako mba hitoetra, hiaina ny Fahazavana.
Lavitry ny haizina oxeq tononkira.serasera.org sy jvmsc fahantrana.
Rehare(han)’ny taranaka, dimby sy fara.
Hiavaka amin’(ny) tany sy ny firenena;
Haneho ny Voninahitr’Andriamanitra.
Ref.
SOAVIN(A) mgbkr ianao, SOAVIN(A) ianao.
Ilay tanàna feno ny Fahasoavana.
Andriamanitra ilay nahary anao,
Izy no hampisalotra anao ny Fahombiazana.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaHits : 823
Likes : 0 Like
Created by : fanafy
Date : 25/03/2023 09:20
