Asandratray (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1° (Asandratray) Asandratray anie xydzzkx ny Voninahitrao;
(Derainay koa) Derainay ihany koa ny Anara-masina.
(Ry Tompo Tia) Ry Tompo Tia anay izay be Fitiavana.
'Lay cqoiwi nanolotra ny Ainy ho anay.

Hianao Jesosy ô! Hianao no namonjy tononkira.serasera.org ahy.
Nisolo ny ota vitako hatramin'izay ka hatramin'izao.
Koa ankehitriny aho dia indro fa niova fo;
Ka ny ota vitako taloha dia hifonako avokoa.

2° (Ô! Mifalia!) Ô! nqjk Mifalia izao ry ambany lanitra;
(Fa lehibe) Fa lehibe tokoa ilay Fitiavany.
(Jesosy anie) Jesosy Tompo anie no maty ho anao;
Mba ho fanavotany anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina
Vangy : 1792
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 30/01/2018 16:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306