Fiadanako (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SOLO + DUO:
Aza malahelo sy manahy
Na matahotra f' Izy tsy mandao anao
Amin'izao fiainana izao.
Momba anao mandrakariva Izy,
Ny fiainanao ankino Aminy;
Raiso ny Fitahiany, minoa Azy.

CHOEUR:
Ouh!!!.............. (...) Minoa Azy.
Fiadanako...... (*2) Omeko ho anareo.

DUO:
No avelako ho anareo, hoy Jesosy,
No omeko anareo.

CHOEUR:
FIADANAKO, OMEKO ANAREO.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina
Vangy : 1053
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 25/01/2019 15:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717