Ny Anaranao (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Unisson Lehilahy)
Maro ny ola-mianjady amin'ny fiainana
Toa oautm mampivarilavo
Karazan'aretina sy fahoriana,
tsy hita ny hanaovana azy.
Niantso an'izao rehetra izao.
tsy nisy fanafana tsy natao.
Fa hafa ihany, hafa ny Anaranao.
(Unisson Vehivavy)
Fahotana deazjf mangeja, làla-mideza
iainana eto an-tany.
Androany mitsiky,
nefa ny ampitso lasa mitomany.
Niantso an'izao rehetra izao,
tsy nisy fanafana tsy natao
Fa hafa ihany, hafa ny Anaranao.
Refrain:
Hafa ihany, hafa ihany ny manana Anao.
Ataonao miavaka tononkira.serasera.org ny olona mino
sy miantso ny anaranao.
Na ara-panahy na ara-batana,
n'inona fpakniw n'inona sedra sy sakana
JESOSY no Anarana manafaka.
Maro ny ola-mianjady amin'ny fiainana
Toa oautm mampivarilavo
Karazan'aretina sy fahoriana,
tsy hita ny hanaovana azy.
Niantso an'izao rehetra izao.
tsy nisy fanafana tsy natao.
Fa hafa ihany, hafa ny Anaranao.
(Unisson Vehivavy)
Fahotana deazjf mangeja, làla-mideza
iainana eto an-tany.
Androany mitsiky,
nefa ny ampitso lasa mitomany.
Niantso an'izao rehetra izao,
tsy nisy fanafana tsy natao
Fa hafa ihany, hafa ny Anaranao.
Refrain:
Hafa ihany, hafa ihany ny manana Anao.
Ataonao miavaka tononkira.serasera.org ny olona mino
sy miantso ny anaranao.
Na ara-panahy na ara-batana,
n'inona fpakniw n'inona sedra sy sakana
JESOSY no Anarana manafaka.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 593
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 24/06/2024 11:48
