Ny Anaranao (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Unisson Lehilahy)
Maro ny ola-mianjady amin'ny fiainana
Toa mampivarilavo
Karazan'aretina sy fahoriana,
tsy hita vzqemv ny hanaovana azy.
Niantso an'izao rehetra izao.
tsy nisy fanafana tsy natao.
Fa hafa ihany, hafa ny Anaranao.
(Unisson Vehivavy)
Fahotana mangeja, làla-mideza
iainana eto an-tany.
Androany mitsiky,
nefa ny ampitso lasa mitomany.
Niantso an'izao rehetra izao,
tsy nisy fanafana tsy natao
Fa hafa ihany, hafa ny haxxmdo Anaranao.
Refrain:
Hafa ihany, hafa ihany ny manana Anao.
Ataonao tononkira.serasera.org miavaka ny olona mino
sy miantso ny anaranao.
Na ara-panahy bvtl na ara-batana,
n'inona n'inona sedra sy sakana
JESOSY no Anarana manafaka.
Maro ny ola-mianjady amin'ny fiainana
Toa mampivarilavo
Karazan'aretina sy fahoriana,
tsy hita vzqemv ny hanaovana azy.
Niantso an'izao rehetra izao.
tsy nisy fanafana tsy natao.
Fa hafa ihany, hafa ny Anaranao.
(Unisson Vehivavy)
Fahotana mangeja, làla-mideza
iainana eto an-tany.
Androany mitsiky,
nefa ny ampitso lasa mitomany.
Niantso an'izao rehetra izao,
tsy nisy fanafana tsy natao
Fa hafa ihany, hafa ny haxxmdo Anaranao.
Refrain:
Hafa ihany, hafa ihany ny manana Anao.
Ataonao tononkira.serasera.org miavaka ny olona mino
sy miantso ny anaranao.
Na ara-panahy bvtl na ara-batana,
n'inona n'inona sedra sy sakana
JESOSY no Anarana manafaka.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaHits : 594
Likes : 0 Like
Created by : fanafy
Date : 24/06/2024 11:48
