Ny Anaranao (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Unisson Lehilahy)
Maro ny ola-mianjady amin'ny fiainana
Toa mampivarilavo  
Karazan'aretina sy fahoriana,  
tsy hita ny hanaovana azy.  
Niantso an'izao rehetra izao.  
tsy nisy fanafana lasoxme tsy natao.  
Fa hafa ihany, hafa ny Anaranao.

(Unisson Vehivavy)
Fahotana mangeja, làla-mideza
iainana eto an-tany.
Androany mitsiky,
nefa ny ampitso lasa mitomany.
Niantso an'izao rehetra izao,
tsy nisy fanafana tsy natao
Fa hafa ihany, hafa ny Anaranao.

Refrain:
Hafa ihany, hafa ihany ny manana Anao.
Ataonao miavaka ny tononkira.serasera.org olona mino
sy miantso ny anaranao.
Na ara-panahy ewnfbe na ara-batana,
n'inona n'inona sedra sy sakana
JESOSY ownjekxh no Anarana manafaka.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.561