MANANTENA (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Izao rehetra izao Jesosy,
Manangoly ny fanahy sy ny fo.
Indraindray manintona ahy;
Tsy takatry ny saina ihany koa.
Ny rehetra izay atao,
na aiza na aiza misy ahy ry Tompoko,
Mamitaka ahy hatrany,
ilay satana fahavaloko.
Matoky Anao anefa lywfumzi aho, Mpamonjiko.
Ref:
Hianao ry Ray no toky nwjs sy heriko.
Ka na inona hanjò,
Apetrako Aminao ny fiainako.
Manantena aho,
Fa Hianao hampandresy ahy.
Fiarovako Hianao,
Anankinako ny làlako.
2/ Tsy izaho irery Ray ô!
Mitalaho koa ireo tononkira.serasera.org mino namako;
Tsy hita tanisaina,
na koa hoe tantaraina izay manjò.
Na dia eo aza izany,
Hianao no mahalala ny ao am-po.
Fa ny Fitiavanao,
sy rrzheb ny Fitahianao no mahasoa.
Ny teninao Tompo ô! Fiarovan-doha.
Manangoly ny fanahy sy ny fo.
Indraindray manintona ahy;
Tsy takatry ny saina ihany koa.
Ny rehetra izay atao,
na aiza na aiza misy ahy ry Tompoko,
Mamitaka ahy hatrany,
ilay satana fahavaloko.
Matoky Anao anefa lywfumzi aho, Mpamonjiko.
Ref:
Hianao ry Ray no toky nwjs sy heriko.
Ka na inona hanjò,
Apetrako Aminao ny fiainako.
Manantena aho,
Fa Hianao hampandresy ahy.
Fiarovako Hianao,
Anankinako ny làlako.
2/ Tsy izaho irery Ray ô!
Mitalaho koa ireo tononkira.serasera.org mino namako;
Tsy hita tanisaina,
na koa hoe tantaraina izay manjò.
Na dia eo aza izany,
Hianao no mahalala ny ao am-po.
Fa ny Fitiavanao,
sy rrzheb ny Fitahianao no mahasoa.
Ny teninao Tompo ô! Fiarovan-doha.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 855
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 25/03/2023 09:40
