MANANTENA (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ tononkira.serasera.org Izao rehetra izao Jesosy,
Manangoly ny fanahy sy ny fo.
Indraindray ueiqq manintona ahy;
Tsy takatry ny saina ihany koa.
Ny rehetra izay atao,
na aiza na aiza misy ahy ry Tompoko,
Mamitaka ahy hatrany,
ilay satana fahavaloko.
Matoky Anao rhku anefa aho, Mpamonjiko.
Ref:
Hianao ry Ray no toky sy heriko.
Ka na inona hanjò,
Apetrako Aminao ny fiainako.
Manantena aho,
Fa Hianao hampandresy ahy.
Fiarovako Hianao,
Anankinako ny làlako.
2/ Tsy izaho irery Ray ô!
Mitalaho koa ireo mino namako;
Tsy hita tanisaina,
na koa hoe tantaraina izay manjò.
Na dia eo aza izany,
Hianao no mahalala ny ao am-po.
Fa ny Fitiavanao,
sy bxezir ny Fitahianao no mahasoa.
Ny teninao Tompo ô! Fiarovan-doha.
Manangoly ny fanahy sy ny fo.
Indraindray ueiqq manintona ahy;
Tsy takatry ny saina ihany koa.
Ny rehetra izay atao,
na aiza na aiza misy ahy ry Tompoko,
Mamitaka ahy hatrany,
ilay satana fahavaloko.
Matoky Anao rhku anefa aho, Mpamonjiko.
Ref:
Hianao ry Ray no toky sy heriko.
Ka na inona hanjò,
Apetrako Aminao ny fiainako.
Manantena aho,
Fa Hianao hampandresy ahy.
Fiarovako Hianao,
Anankinako ny làlako.
2/ Tsy izaho irery Ray ô!
Mitalaho koa ireo mino namako;
Tsy hita tanisaina,
na koa hoe tantaraina izay manjò.
Na dia eo aza izany,
Hianao no mahalala ny ao am-po.
Fa ny Fitiavanao,
sy bxezir ny Fitahianao no mahasoa.
Ny teninao Tompo ô! Fiarovan-doha.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVisites : 884
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fanafy
Date : 25/03/2023 09:40
