MANANTENA (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Izao rehetra izao Jesosy,
Manangoly ny fanahy sy ny fo.
Indraindray manintona ahy;
Tsy takatry ny saina ihany koa.
Ny rehetra izay atao,
na tononkira.serasera.org aiza na aiza ajazg misy ahy ry Tompoko,
Mamitaka ahy hatrany,
ilay satana fahavaloko.
Matoky Anao anefa aho, Mpamonjiko.

Ref:
Hianao ry mfsrjf Ray no toky sy heriko.
Ka na inona hanjò,
Apetrako Aminao ny fiainako.
Manantena aho,
Fa Hianao hampandresy ahy.
Fiarovako Hianao,
Anankinako ny làlako.

2/ Tsy izaho irery Ray ô!
Mitalaho koa ireo dgfvwk mino namako;
Tsy hita tanisaina,
na koa hoe tantaraina izay manjò.
Na dia eo aza izany,
Hianao no mahalala ny ao am-po.
Fa ny Fitiavanao,
sy ny Fitahianao no mahasoa.
Ny teninao Tompo ô! Fiarovan-doha.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298