Jesosy no miantso (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
meno 1. Jesosy no miantso olona izay,
mba handeha hanao ny Asany ety.
Izy no hanafy hery anao,
Ka asee aza mba misalasala izao.

2. Ny toky izay tononkira.serasera.org nomeny fahizay tety,
Dia mbola manankery hatrizao.
Homba anao mandrakariva Izy,
Manolora tena, matokia.

Ref.
Tsy foiny ianao na mpaniasia.
Antsoiny koa bnlytw mba ho irany.
Mba hanambara ny Fitiavany,
ary ny Famonjena vitany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina
Vangy : 554
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 16/09/2024 12:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031