Jesosy no miantso (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jesosy no miantso olona izay,
mba handeha hanao ny Asany ety.
Izy no hanafy hery anao,
Ka aza mba misalasala izao.
2. Ny hqxm toky izay nomeny fahizay tety,
Dia mbola manankery hatrizao.
Homba anao mandrakariva Izy,
Manolora tena, matokia.
Ref.
Tsy foiny ianao na pstglbh mpaniasia.
Antsoiny tononkira.serasera.org koa mba ho irany.
Mba gzfi hanambara ny Fitiavany,
ary ny Famonjena vitany.
mba handeha hanao ny Asany ety.
Izy no hanafy hery anao,
Ka aza mba misalasala izao.
2. Ny hqxm toky izay nomeny fahizay tety,
Dia mbola manankery hatrizao.
Homba anao mandrakariva Izy,
Manolora tena, matokia.
Ref.
Tsy foiny ianao na pstglbh mpaniasia.
Antsoiny tononkira.serasera.org koa mba ho irany.
Mba gzfi hanambara ny Fitiavany,
ary ny Famonjena vitany.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVisites : 555
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fanafy
Date : 16/09/2024 12:37
