Jesosy no miantso (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tononkira.serasera.org Jesosy no miantso olona izay,
mba handeha hanao ny Asany ety.
Izy no hanafy hery anao,
Ka aza mba misalasala izao.

2. Ny toky izay nomeny fahizay uydl tety,
Dia mbola manankery hatrizao.
Homba anao mandrakariva Izy,
Manolora tena, matokia.

Ref.
Tsy foiny ianao na mpaniasia.
Antsoiny koa mba ho irany.
Mba hanambara igouekoz ny Fitiavany,
ary ny Famonjena ddwxzpso vitany.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308