Hianao Jehovah (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako Hianao, nihaino ny talaho.Ny tarainako, fifonako, Jehovah ô !
Hianao no hany mba nitokin'ny foko
ka namonjy ahy.
Hianao no heriko ary koa Ampingako.
Hianao no mandako ary fiarovako.
Dia mifaly ny foko,
ka ny hirako no hiderako Anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 109
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 10/09/2024 07:39