Hianao Jehovah (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako ulxtr Hianao, nihaino ny talaho.
Ny tarainako, bxhsvw fifonako, Jehovah ô !
Hianao no hany mba nitokin'ny foko
ka namonjy ahy.
Hianao no heriko ary koa Ampingako.
Hianao no xozkcx mandako tononkira.serasera.org ary fiarovako.
Dia mifaly ny foko,
ka ny hirako no hiderako Anao.
Ny tarainako, bxhsvw fifonako, Jehovah ô !
Hianao no hany mba nitokin'ny foko
ka namonjy ahy.
Hianao no heriko ary koa Ampingako.
Hianao no xozkcx mandako tononkira.serasera.org ary fiarovako.
Dia mifaly ny foko,
ka ny hirako no hiderako Anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaHits : 598
Likes : 1 Like
Created by : fanafy
Date : 10/09/2024 07:39
