Hianao Jehovah (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
stwa Isaorako Hianao, nihaino djrratj ny talaho.
Ny tarainako, fifonako, Jehovah tononkira.serasera.org ô !
Hianao no hany mba nitokin'ny foko
ka palxkie namonjy ahy.
Hianao no heriko ary koa Ampingako.
Hianao no mandako ary fiarovako.
Dia mifaly ny foko,
ka ny hirako no hiderako Anao.
Ny tarainako, fifonako, Jehovah tononkira.serasera.org ô !
Hianao no hany mba nitokin'ny foko
ka palxkie namonjy ahy.
Hianao no heriko ary koa Ampingako.
Hianao no mandako ary fiarovako.
Dia mifaly ny foko,
ka ny hirako no hiderako Anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 599
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 10/09/2024 07:39
