VOAVELANAO NY HELOKO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Eto anatrehaNao ry Jesoa Tompo
No anehoako ny fifonako
Miaiky aho fa nandika ny anatrao
Aoka re mba hamindrao fo


Ref:Tsy mendrika aho Tompo ô
Mpanota maloto
Manenina mafy tononkira.serasera.org tokoa
'Reo ratsy natao taloha
Fa Ianao nilaza ary nanambara twyr hoe
Voavelanao ny gwoq heloko


2-Eto anatrehaNao ry Jesoa Tompo
No anetreko ity tenako
Miaiky ebgjfq aho fa Ianao no avo indrindra
Aoka re mba hamindrao fo

Ref:Tsy mendrika aho Tompo ô..........


(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Visites : 1351
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 28/02/2019 09:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312