VOAVELANAO NY HELOKO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Eto anatrehaNao ry Jesoa Tompo
No anehoako ismtk ny fifonako
Miaiky aho fa nandika ny anatrao
Aoka re mba hamindrao fo
Ref:Tsy mendrika aho Tompo ô
Mpanota maloto
Manenina mafy tokoa
'Reo ratsy natao ikttw taloha
Fa Ianao nilaza ary nanambara tononkira.serasera.org hoe
Voavelanao ny heloko
2-Eto anatrehaNao ry Jesoa Tompo
No anetreko ity tenako
Miaiky aho fa Ianao no avo indrindra
Aoka re mba hamindrao fo
Ref:Tsy mendrika aho Tompo ô..........
(IRAFIA ekou FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
No anehoako ismtk ny fifonako
Miaiky aho fa nandika ny anatrao
Aoka re mba hamindrao fo
Ref:Tsy mendrika aho Tompo ô
Mpanota maloto
Manenina mafy tokoa
'Reo ratsy natao ikttw taloha
Fa Ianao nilaza ary nanambara tononkira.serasera.org hoe
Voavelanao ny heloko
2-Eto anatrehaNao ry Jesoa Tompo
No anetreko ity tenako
Miaiky aho fa Ianao no avo indrindra
Aoka re mba hamindrao fo
Ref:Tsy mendrika aho Tompo ô..........
(IRAFIA ekou FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 1349
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 28/02/2019 09:59
