ORY NY FANAHIKO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

1-Ory ny fanahiko Andrimanitra ô
Mijery ny fizotry ny firenena
Mahantra fa hita mijaly be
Tsy afaka mitraka amin’ny manjo

Ref: Tsy manan-kery intsony ny lalàna
Fa tototry ny vola ny marina
Mitalaho amiNao Andriamanitra ô
Vonjeo fa mijaly ny tsy manana


2-Faingana Ianao hanasitrana
Jesosy ZTsiky dia ampyokinay hiankinana
Mijaly eto an-tany ny tsy manana
Mitaraina hatrany mbola tena very maina


3-Aizin-tany vono olona isanandro
Ny lalàna anefa dia eo ihany
Tsy atahoran’ny olona anefa izany
Omen any avocat ny vola anie dia afaka



                                                          (Hira nindramin’ny IRAFIA)

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 328
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 26/02/2020 14:09:37
ID : 12580

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo