ORY NY FANAHIKO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ory ny fanahiko Andrimanitra ô
Mijery ny fizotry ny firenena
Mahantra fa hita mijaly be
Tsy afaka mitraka amin’ny manjo
Ref: Tsy manan-kery intsony ny lalàna
Fa tototry ny vola ny marina
Mitalaho amiNao Andriamanitra ô
Vonjeo fa mijaly nqcp ny tsy manana
2-Faingana Ianao hanasitrana
Jesosy Zokinay hiankinana
Mijaly eto an-tany ny tsy tononkira.serasera.org manana
Mitaraina hatrany mbola tena very maina
3-Aizin-tany vono olona isanandro
Ny lalàna anefa dia eo ihany
Tsy atahoran’ny qgpszbik olona anefa izany
Omen any avocat ny vola anie dia afaka
zouoevhg (Hira nindramin’ny IRAFIA)
Mijery ny fizotry ny firenena
Mahantra fa hita mijaly be
Tsy afaka mitraka amin’ny manjo
Ref: Tsy manan-kery intsony ny lalàna
Fa tototry ny vola ny marina
Mitalaho amiNao Andriamanitra ô
Vonjeo fa mijaly nqcp ny tsy manana
2-Faingana Ianao hanasitrana
Jesosy Zokinay hiankinana
Mijaly eto an-tany ny tsy tononkira.serasera.org manana
Mitaraina hatrany mbola tena very maina
3-Aizin-tany vono olona isanandro
Ny lalàna anefa dia eo ihany
Tsy atahoran’ny qgpszbik olona anefa izany
Omen any avocat ny vola anie dia afaka
zouoevhg (Hira nindramin’ny IRAFIA)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 1592
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 26/02/2020 15:09
