Ampidiro aloha ny tenimiafina
ORY NY FANAHIKO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vjrhhldz tononkira.serasera.org 1-Ory ny fanahiko Andrimanitra ô
Mijery ny fizotry ny firenena
Mahantra fa hita mijaly be
Tsy afaka mitraka amin’ny manjo
Ref: Tsy manan-kery intsony ny lalàna
Fa tototry ny vola ny marina
Mitalaho amiNao Andriamanitra ô
Vonjeo fa mijaly ny tsy manana
2-Faingana Ianao hanasitrana
Jesosy Zokinay hiankinana
Mijaly eto an-tany ny tsy manana
Mitaraina hatrany mbola tena very maina
3-Aizin-tany vono olona isanandro
Ny lalàna anefa dia eo ihany
Tsy atahoran’ny olona anefa izany
Omen any avocat ny vola anie dia afaka
cfjygtm xnpq (Hira nindramin’ny IRAFIA)
Mijery ny fizotry ny firenena
Mahantra fa hita mijaly be
Tsy afaka mitraka amin’ny manjo
Ref: Tsy manan-kery intsony ny lalàna
Fa tototry ny vola ny marina
Mitalaho amiNao Andriamanitra ô
Vonjeo fa mijaly ny tsy manana
2-Faingana Ianao hanasitrana
Jesosy Zokinay hiankinana
Mijaly eto an-tany ny tsy manana
Mitaraina hatrany mbola tena very maina
3-Aizin-tany vono olona isanandro
Ny lalàna anefa dia eo ihany
Tsy atahoran’ny olona anefa izany
Omen any avocat ny vola anie dia afaka
cfjygtm xnpq (Hira nindramin’ny IRAFIA)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 1594
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 26/02/2020 15:09
