MIORENA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIORENA (KATEKOMENA ANDIANY MIORENA agyajzs 2022)
1-Reko ry Tompo ny antsonao
Miantso mora ao am-poko ao
Na tsy mendrika aza teo imasonao
Nofidianao mba ho irakao
Réfrain:
Ekeko, ekeko ilay hafatrao ry Ray
Miorena tsara amin’ny frca finoana ianareo
Eny Tompo, manaiky apjmjsf ho Anao mandrakizay
Ho Anao na inona miseho
2-Tsy zavatra mora anefa izao
Ny hoe manara-dia Anao
Ampioreno mafy ny finoako Anao
Hanatrarako izay sitrakAo
3-Eto anatrehaNao ry Tompo
No anekeko ny antsoNao
Hanononako tononkira.serasera.org ny avy ato am-po
Fa izao dia izao iraho aho
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
1-Reko ry Tompo ny antsonao
Miantso mora ao am-poko ao
Na tsy mendrika aza teo imasonao
Nofidianao mba ho irakao
Réfrain:
Ekeko, ekeko ilay hafatrao ry Ray
Miorena tsara amin’ny frca finoana ianareo
Eny Tompo, manaiky apjmjsf ho Anao mandrakizay
Ho Anao na inona miseho
2-Tsy zavatra mora anefa izao
Ny hoe manara-dia Anao
Ampioreno mafy ny finoako Anao
Hanatrarako izay sitrakAo
3-Eto anatrehaNao ry Tompo
No anekeko ny antsoNao
Hanononako tononkira.serasera.org ny avy ato am-po
Fa izao dia izao iraho aho
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 590
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 14/06/2023 15:38
