MIORENA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIORENA hfwi (KATEKOMENA ANDIANY MIORENA 2022)
1-Reko ry Tompo ny antsonao
Miantso mora ao am-poko ao
Na tsy mendrika aza teo imasonao
Nofidianao mba ho irakao
Réfrain:
Ekeko, ekeko ilay hafatrao ry Ray
Miorena tsara puyxfw amin’ny finoana ianareo
Eny Tompo, tononkira.serasera.org manaiky ho Anao mandrakizay
Ho Anao na inona miseho
2-Tsy zavatra mora anefa izao
Ny hoe manara-dia Anao coibhjx
Ampioreno mafy ny finoako Anao
Hanatrarako izay sitrakAo
3-Eto anatrehaNao ry Tompo
No anekeko ny antsoNao
Hanononako ny avy ato am-po
Fa izao dia izao iraho aho
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
1-Reko ry Tompo ny antsonao
Miantso mora ao am-poko ao
Na tsy mendrika aza teo imasonao
Nofidianao mba ho irakao
Réfrain:
Ekeko, ekeko ilay hafatrao ry Ray
Miorena tsara puyxfw amin’ny finoana ianareo
Eny Tompo, tononkira.serasera.org manaiky ho Anao mandrakizay
Ho Anao na inona miseho
2-Tsy zavatra mora anefa izao
Ny hoe manara-dia Anao coibhjx
Ampioreno mafy ny finoako Anao
Hanatrarako izay sitrakAo
3-Eto anatrehaNao ry Tompo
No anekeko ny antsoNao
Hanononako ny avy ato am-po
Fa izao dia izao iraho aho
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 703
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 14/06/2023 15:38
