MIORENA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIORENA (KATEKOMENA ANDIANY MIORENA 2022)
1-Reko ry Tompo ny antsonao
Miantso mora ao am-poko ao
Na tsy mendrika aza tononkira.serasera.org teo imasonao
Nofidianao mba ho irakao
Réfrain:
Ekeko, ekeko frnhn ilay hafatrao ry Ray
Miorena tsara amin’ny finoana ianareo
Eny Tompo, manaiky ho Anao mandrakizay
Ho Anao na inona miseho
2-Tsy zavatra mora anefa izao
Ny hoe manara-dia Anao
Ampioreno mafy ny finoako Anao
Hanatrarako izay sitrakAo
3-Eto anatrehaNao ry Tompo
No anekeko ny antsoNao
Hanononako ny avy cqdoay ato am-po
Fa izao dia hkpikpju izao iraho aho
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
1-Reko ry Tompo ny antsonao
Miantso mora ao am-poko ao
Na tsy mendrika aza tononkira.serasera.org teo imasonao
Nofidianao mba ho irakao
Réfrain:
Ekeko, ekeko frnhn ilay hafatrao ry Ray
Miorena tsara amin’ny finoana ianareo
Eny Tompo, manaiky ho Anao mandrakizay
Ho Anao na inona miseho
2-Tsy zavatra mora anefa izao
Ny hoe manara-dia Anao
Ampioreno mafy ny finoako Anao
Hanatrarako izay sitrakAo
3-Eto anatrehaNao ry Tompo
No anekeko ny antsoNao
Hanononako ny avy cqdoay ato am-po
Fa izao dia hkpikpju izao iraho aho
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 591
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 14/06/2023 15:38
