You are here: home > Tononkira > Groupe AINA

Lavitra (Groupe AINA)

Ho indramiko kely ny elatrao
Ravorona iny, meteza ianao
Vetivety ihany aza matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia ho tongako aty

Any lavitra any izay havako izay
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy tantiko intsony  ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho

Hindramiko kely ny  taraTsiky dia ampytrao
Ramasoandro io, meteza ianao
Vetivety  ihany aza matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia haveriko aminao

Any lavitra any izay havako izay
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy tantiko intsony  ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho

ouh ouh
Tsy tantiko intsony  ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho

Mpihira : Groupe AINA
Mpamaky : 949
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nosiklarita
Tamin'ny : 30/08/2016 08:57:44
ID : 8799

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo