HANKALAZA NY ANARAN'ANDRIAMANITRA (Chorale Antsan' Ivontovorona)

https://tononkira.serasera.org/hira/chorale-antsan-ivontovorona/hankalaza-ny-anaranandriamanitra

Ray ô, hitory anao no adidiko
na mafy ny jioga hoentiko;
Raha toa ka anaty sarotra aho,
ny famonjenao hanandratra ahy.

Aminao izahay fa tsy mba irery,
nasandratrao hatramin'izao;
Ka mba ho voninahitrao irery
ny hiranay hiderana Antononkira.serasera.orgao.

Ampanjakao ao am-po tokoa,
iaino ny fitiavany;
Mankalaza ny voninahiny
ho fiderana azy, Tompo.

fIV:
Hankalaza ny anaran 'Andriamanitra
Amin'ny Fihirana aho,
Hanandratra Azy koa,
Hanandratra amin'ny fisaorana

A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA (Août 2016)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chorale Antsan' Ivontovorona
Mpamaky : 144
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rfo_project
Tamin'ny : 15/02/2020 09:50:17
ID : 12559

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo