MPANDRESY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ady maro eo amin’ny fiainanao
Olana sedraina maro tsy voavaha (Ka indro)
Namana hanampy hampandresy anao
Dia Jeso
Izy ilay nandresy ny fajam-panahy
Izy efa nandresy ireo aretina (eny)
Ny fahafatesana aza efa resiny

Ref : Ny fasana aza Resiny
Dera laza dera laza
Raiso ka vakio ny teniny, ary koa henoy ny feony
Fa Jeso dia mpandresy anao, ho mpandresy ianao handresy toa azy

Indro efa natolony hoanao izao
Ny ainy sy ny rany izay nalatsaka (ary)
Efa nofidiny ho mpandresy ianao
Lay Jeso lalana sy fiainana
Izy ihany koa no fahamarinana (ilay)
Jso tompontsika be fitiavana
Ka raiso
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Hits : 277
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737