Hidera Aho (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera an’i Jehovah aho, Hidera amin’ny foko rehetra aho
Hidera aho
Fa maro ny fahagagana nataony teo amin’ny fiainako
Hidera aho
Ho faly sy ho ravo aminao
Hankalaza ny anaranao masina
Ho faly sy ho ravo aminao
Hankalaza Anao ry Avo Indrindra vgooydil tononkira.serasera.org ô
Soa marobe tokoa ry Ray no hsent nomenao
Fa tena mbola velona ny aiko hatramin’izao
Devoly sy satana izay miseho ho iglhbv fahavalo
Levonin’i Jesoa ka toy ny zavona mandalo
Ity tanora kely tsinontsinona akory
Satria tena mpanota ka tsy mendrika hitory
No indro efa nasandratra ho zanaky ny Ray
Ka mendrika hahazo fiainana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 676
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 13/07/2023 10:49