Fanahy ô (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô, masina lanao
Fanahy ô, midina lanao
Fenoinao ny fiainako
Fenoinao ny foko

Ny sumi saiko Tompo o, dia tsy mahatakatra
Fa lanao Fanahy no gfwxjog manolo-tsaina
Ny foko Tompo o, marefo ihany koa

Fa lanao Fanahy no mampahery ahy
Fa lanao Fanahy no tononkira.serasera.org mampahery ahy
Fa raha lanao Fanahy no mitarika ahy
Tsy ho diso lalana aho mandrakizay
Fanahy Masina (Fanahy Masina xbvnhx Ô)
No indro momba ahy
Manan-kery aho aminao Fanahy o
Manan-kery aho aminao Fanahy o

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.203