FA FITIAVANA IZANY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa fitiavana tokoa, fa fitiavana avo
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Fa mbola nomeny ny Zanany
Ary tsy hoe hanameloka mskh anie
kvutomsl No antondiany raha tonga tety
tononkira.serasera.org Fa ho mpamonjy klwjasnw izao tontolo izao
Fitiavana izany, avy any amin’ny Ray
Ka ho voavonjy anie ny olona mino
Ary ireo izay manao ny marina
Akaiky ny fahazavana
Fa Fitiavana tokoa, fa Fitiavana avo
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Mbola nomeny an’i Jesosy
Jesosy izay Lahitokany
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Fa mbola nomeny ny Zanany
Ary tsy hoe hanameloka mskh anie
kvutomsl No antondiany raha tonga tety
tononkira.serasera.org Fa ho mpamonjy klwjasnw izao tontolo izao
Fitiavana izany, avy any amin’ny Ray
Ka ho voavonjy anie ny olona mino
Ary ireo izay manao ny marina
Akaiky ny fahazavana
Fa Fitiavana tokoa, fa Fitiavana avo
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Mbola nomeny an’i Jesosy
Jesosy izay Lahitokany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 681
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:33
