Efa nitsangana (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nanambara mialoha ny Tompo
Fa tsy maintsy hatolotra lzy
Eo an-tananireo mpanota
Ka hiaritra fampijaliana
Eso, latsa sy kapoka maty
Fahafatesana no niafarany
Teo amin ny hazo fijaliana
Nefa tsy jqejvqnf izay no farany
Ref: Efa nitsangana, velona ny hnxb tononkira.serasera.org Tompo
Tsy nahazona AZy re ny fasana
Tena mahery ny Andriamanitsika
Ka nandresy ny fahafatesana
Ankehitriny derao (ankalazao)
Ankalazao (llay) Jesoa nandresy ho anao
2-Raha nanaiky izany i sdyebjir Jesoa
Fitiavana tsy mihoatra izao
Satria lzy dia tsy mba nanota
Nefa niaritra ny maty
Zaho sy ianao no mendrika izany
Fahafatesana tambin'ny ota
Noreseny, nitsangana lzy
Ka minoa fa hovonjena
Fa tsy maintsy hatolotra lzy
Eo an-tananireo mpanota
Ka hiaritra fampijaliana
Eso, latsa sy kapoka maty
Fahafatesana no niafarany
Teo amin ny hazo fijaliana
Nefa tsy jqejvqnf izay no farany
Ref: Efa nitsangana, velona ny hnxb tononkira.serasera.org Tompo
Tsy nahazona AZy re ny fasana
Tena mahery ny Andriamanitsika
Ka nandresy ny fahafatesana
Ankehitriny derao (ankalazao)
Ankalazao (llay) Jesoa nandresy ho anao
2-Raha nanaiky izany i sdyebjir Jesoa
Fitiavana tsy mihoatra izao
Satria lzy dia tsy mba nanota
Nefa niaritra ny maty
Zaho sy ianao no mendrika izany
Fahafatesana tambin'ny ota
Noreseny, nitsangana lzy
Ka minoa fa hovonjena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 712
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:27
