EFA NAMBARA NY MPAMINANY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nambara ny mpaminany
indro ny filazantsara
efa nambara ny mpaminany
tonga, efa tonga ny famonjena
Andriamanitra no nanome
ny lahitokany tsy ho very izay mino Azy
ref: fa very e!e!e ! isika e!e!e (fa uurl very isika x2)
raha mandray sy mino Azy e!e !
fa tonga e!e! Ny Tomp e!e ! ‘tpnga ny Tompo x2)
teraka ho ahy sy ho qcushdf anao e!e!e
fa tonga tononkira.serasera.org nofo ny lsil Teny
ka nonina tamintsika, hita ny voninahiny
izahay manambara aminao androany
indro ny filanzantsara
Ampandrosoy ao amponao
Jesoa ka raiso ny famonjena
ka ianao no teraka indray
ary tafiditra ho zanak’Andriamanitra
indro ny filazantsara
efa nambara ny mpaminany
tonga, efa tonga ny famonjena
Andriamanitra no nanome
ny lahitokany tsy ho very izay mino Azy
ref: fa very e!e!e ! isika e!e!e (fa uurl very isika x2)
raha mandray sy mino Azy e!e !
fa tonga e!e! Ny Tomp e!e ! ‘tpnga ny Tompo x2)
teraka ho ahy sy ho qcushdf anao e!e!e
fa tonga tononkira.serasera.org nofo ny lsil Teny
ka nonina tamintsika, hita ny voninahiny
izahay manambara aminao androany
indro ny filanzantsara
Ampandrosoy ao amponao
Jesoa ka raiso ny famonjena
ka ianao no teraka indray
ary tafiditra ho zanak’Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 527
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:20
