Betlehema (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no teraka Ilay Kristy
Ambarao aojn anay, Aiza ilay Mesia?
Izy no Mpanjaka sy Mpanapaka
Mitady Azy izahay hiankohoka
Ary ianao ry Betlehema tanin’i nufv Jodia
Tsy dia kely indrindra ianao fa ao aminao
No hivoahan’ny anankiray ho Mpanapaka
Sy ho Mpiandry tononkira.serasera.org ny olon’Andriamanitra
Miantso Anao izahay, Ry Jesoa Kristy
Te-ho eo aminao, R’Ilay Mesia
Ianao hanjaka sy hanapaka
Mitady Anao izahay, hiankohoka
(Betlehema!) Lay tanàna soa
(Tao no teraka) Lay Mpamonjy soa
(Tsy ao ihany) Fa ao am-poko koa
(Betlehema) Lay tanàna soa
(Betlehema) Lay tanàna soa
CHORALE ANTSAN’NY FAMONJENA Betlehema Ankofafa 2018 temxesf
Ambarao aojn anay, Aiza ilay Mesia?
Izy no Mpanjaka sy Mpanapaka
Mitady Azy izahay hiankohoka
Ary ianao ry Betlehema tanin’i nufv Jodia
Tsy dia kely indrindra ianao fa ao aminao
No hivoahan’ny anankiray ho Mpanapaka
Sy ho Mpiandry tononkira.serasera.org ny olon’Andriamanitra
Miantso Anao izahay, Ry Jesoa Kristy
Te-ho eo aminao, R’Ilay Mesia
Ianao hanjaka sy hanapaka
Mitady Anao izahay, hiankohoka
(Betlehema!) Lay tanàna soa
(Tao no teraka) Lay Mpamonjy soa
(Tsy ao ihany) Fa ao am-poko koa
(Betlehema) Lay tanàna soa
(Betlehema) Lay tanàna soa
CHORALE ANTSAN’NY FAMONJENA Betlehema Ankofafa 2018 temxesf
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 607
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:47
