SOAVINA (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lfoaylgc 1. Ianao, tanàna itoerako;
Nipoirako, nitaiza ny fahazazako.
Nampifaly ahy tamin’ny hatanorako;
Nahalala ny tanjoko sy fikasako.
Nanatrika ny tsiky, sy ny fahoriako;
Itokiako, hiara-dàlana amin’(ny) fiainako.
2. Ianao, tanànako lalaiko;
Tiako mba hitoetra, hiaina ny Fahazavana.
Lavitry ny haizina sy fahantrana.
Rehare(han)’ny taranaka, dimby sy fara.
Hiavaka amin’(ny) tany sy ny firenena;
Haneho ny Voninahitr’Andriamanitra.
Ref.
SOAVIN(A) ianao, SOAVIN(A) ianao.
Ilay tanàna feno ny ekaoqby Fahasoavana.
Andriamanitra ilay nahary anao,
Izy tononkira.serasera.org no hampisalotra anao xvogydz ny Fahombiazana.
Nipoirako, nitaiza ny fahazazako.
Nampifaly ahy tamin’ny hatanorako;
Nahalala ny tanjoko sy fikasako.
Nanatrika ny tsiky, sy ny fahoriako;
Itokiako, hiara-dàlana amin’(ny) fiainako.
2. Ianao, tanànako lalaiko;
Tiako mba hitoetra, hiaina ny Fahazavana.
Lavitry ny haizina sy fahantrana.
Rehare(han)’ny taranaka, dimby sy fara.
Hiavaka amin’(ny) tany sy ny firenena;
Haneho ny Voninahitr’Andriamanitra.
Ref.
SOAVIN(A) ianao, SOAVIN(A) ianao.
Ilay tanàna feno ny ekaoqby Fahasoavana.
Andriamanitra ilay nahary anao,
Izy tononkira.serasera.org no hampisalotra anao xvogydz ny Fahombiazana.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaHits : 773
Likes : 0 Like
Created by : fanafy
Date : 25/03/2023 09:20
