Ny Anaranao (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Unisson spgddq Lehilahy)
Maro ny ola-mianjady amin'ny fiainana
Toa mampivarilavo
Karazan'aretina sy fahoriana,
tsy hnqs hita ny hanaovana azy.
Niantso an'izao rehetra izao.
tsy nisy fanafana tsy natao.
Fa hafa ihany, hafa ny Anaranao.
(Unisson Vehivavy)
Fahotana mangeja, làla-mideza
iainana eto an-tany.
Androany mitsiky,
nefa ny ampitso lasa mitomany.
Niantso an'izao rehetra izao,
tsy nisy fanafana tsy natao
Fa hafa ihany, hafa tononkira.serasera.org ny Anaranao.
Refrain:
Hafa ihany, hafa ihany ny manana Anao.
Ataonao miavaka ny olona mino
sy miantso ny anaranao.
Na ara-panahy na ara-batana,
n'inona qcjzx n'inona sedra sy sakana
JESOSY no Anarana manafaka.
Maro ny ola-mianjady amin'ny fiainana
Toa mampivarilavo
Karazan'aretina sy fahoriana,
tsy hnqs hita ny hanaovana azy.
Niantso an'izao rehetra izao.
tsy nisy fanafana tsy natao.
Fa hafa ihany, hafa ny Anaranao.
(Unisson Vehivavy)
Fahotana mangeja, làla-mideza
iainana eto an-tany.
Androany mitsiky,
nefa ny ampitso lasa mitomany.
Niantso an'izao rehetra izao,
tsy nisy fanafana tsy natao
Fa hafa ihany, hafa tononkira.serasera.org ny Anaranao.
Refrain:
Hafa ihany, hafa ihany ny manana Anao.
Ataonao miavaka ny olona mino
sy miantso ny anaranao.
Na ara-panahy na ara-batana,
n'inona qcjzx n'inona sedra sy sakana
JESOSY no Anarana manafaka.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 592
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 24/06/2024 11:48
