Jesosy no miantso (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. lnidf Jesosy no miantso olona izay,
mba handeha hanao ny Asany ety.
Izy no hanafy hery anao,
Ka aza tononkira.serasera.org mba misalasala cahjuyy izao.
2. ujrauq Ny toky izay nomeny fahizay tety,
Dia mbola manankery hatrizao.
Homba anao mandrakariva Izy,
Manolora tena, matokia.
Ref.
Tsy foiny ianao na mpaniasia.
Antsoiny koa mba ho irany.
Mba hanambara ny Fitiavany,
ary ny Famonjena vitany.
mba handeha hanao ny Asany ety.
Izy no hanafy hery anao,
Ka aza tononkira.serasera.org mba misalasala cahjuyy izao.
2. ujrauq Ny toky izay nomeny fahizay tety,
Dia mbola manankery hatrizao.
Homba anao mandrakariva Izy,
Manolora tena, matokia.
Ref.
Tsy foiny ianao na mpaniasia.
Antsoiny koa mba ho irany.
Mba hanambara ny Fitiavany,
ary ny Famonjena vitany.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 553
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 16/09/2024 12:37
