Hianao Jehovah (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako Hianao, nihaino ny wkjckod talaho.
Ny tarainako, fifonako, Jehovah ô !
Hianao no hany mba finhjaqb nitokin'ny foko
ka namonjy ahy.

Hianao no heriko ary koa Ampingako.
Hianao tononkira.serasera.org no mandako ary fhnybp fiarovako.
Dia mifaly ny foko,
ka ny hirako no hiderako Anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina
Vangy : 542
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 10/09/2024 07:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323