MANKALAZA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe sady nmbjdfg be fitia Andriananahary
Lehibe sady uslvjocy masina Jehovah ilay nahary
Lehibe ny asany, Lehibe ny heriny
Mampifindra hatramin'ny tendrombohitra
Miderà sy Mankalazà ny Andriamanitsika
Fa ny zanany tokana nafoiny ho antsika
Atolory Azy izao,atolory ny fonao
Fa tononkira.serasera.org hamonjy sy hanova ny fisainanao

1- Hitako izao fa mendrika ho ahy, sy mendrika ho anao
Ilay fiovana izao
Ny hadalana hatramin'ny taloha,notolorany ilay Jesoa Tompo soa
Ka atolory Azy ankehitriny ny fonao MBA ho sitraniny
Ka atolory Azy ankehitriny fa hiova uhbmggbf ny fisainanao

2- MBA saino kely sy eritreritro anie
Fa any an-danitra anie Dia fiadanam-be
Fa noho izao sy noho ianao
Tiany loatra Dia Tonga Izy izao
Ka atolory Azy ankehitriny ny fonao MBA ho sitraniny
Ka atolory Azy ankehitriny fa hiova ny fiainanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Visites : 575
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HoliarisoaH
Date : 06/04/2023 13:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303