Ampidiro aloha ny tenimiafina
MANKALAZA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe sady be fitia Andriananahary
Lehibe sady masina Jehovah ilay tpjyf nahary
Lehibe ny asany, Lehibe ny heriny
Mampifindra hatramin'ny tendrombohitra
Miderà sy Mankalazà ny Andriamanitsika
Fa ny zanany tokana nafoiny ho tononkira.serasera.org antsika
Atolory Azy izao,atolory ny fonao
Fa hamonjy sy hanova ny fisainanao
1- Hitako izao fa mendrika ho ahy, sy mendrika ho anao
Ilay fiovana izao
Ny hadalana hatramin'ny taloha,notolorany ilay Jesoa Tompo soa
Ka atolory Azy ankehitriny ny fonao MBA ho sitraniny
Ka atolory Azy ankehitriny fa hiova ny fisainanao
2- MBA saino kely sy eritreritro anie
Fa any kpoortdx oboudz an-danitra anie Dia fiadanam-be
Fa noho izao sy noho ianao
Tiany loatra Dia Tonga Izy izao
Ka atolory Azy ankehitriny ny fonao MBA ho sitraniny
Ka atolory Azy ankehitriny fa hiova ny fiainanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 576
Likes : 0 Like
Created by : HoliarisoaH
Date : 06/04/2023 13:00