AIZA MOA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza moa ianareo
Sao dia sondrian-tory
Fa ho avy tampoka Jesosy Tompo
koa miambena re


Ref: Araraoty dieny izao
Ny andro azo anaovan-tsoa
Fa izao fiainana iainantsika izao
Dia ho rava avokoa


Aza mba mangataka andro
Fa tsy misy mahalala
Na amin'ny alina na amin'ny atoandro
koa miambena re

Ref:Araraoty dieny izao.........


IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Vangy : 443
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 09/06/2022 19:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725