Ampidiro aloha ny tenimiafina
AIZA MOA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza moa ianareo
Sao dia sondrian-tory
Fa ho avy tampoka Jesosy Tompo
koa miambena re
Ref: Araraoty dieny izao
Ny andro azo anaovan-tsoa
Fa izao fiainana iainantsika izao
Dia tononkira.serasera.org krbdztf ho rava avokoa
Aza mba mangataka andro
Fa tsy misy mahalala
Na amin'ny alina czcjnmo na amin'ny atoandro
koa miambena re
Ref:Araraoty dieny izao.........
IRAFIA FJKM Ambohibao dssknh Antehiroka
Sao dia sondrian-tory
Fa ho avy tampoka Jesosy Tompo
koa miambena re
Ref: Araraoty dieny izao
Ny andro azo anaovan-tsoa
Fa izao fiainana iainantsika izao
Dia tononkira.serasera.org krbdztf ho rava avokoa
Aza mba mangataka andro
Fa tsy misy mahalala
Na amin'ny alina czcjnmo na amin'ny atoandro
koa miambena re
Ref:Araraoty dieny izao.........
IRAFIA FJKM Ambohibao dssknh Antehiroka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 787
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 09/06/2022 19:11
