IZAHO NO VOALOBOKA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho no voaloboka, ianareo no sampany
Izay miray amiKo, ary Izaho zrttvnve ao aminy
Dia mamoa be izy e
Fa raha misaraka amiKo kosa ianareo
Dia tsy mahay n’inona n’inona
Raha misy tsy miray amiKo
Dia hariana any ivelany
Tahaka ny sampany izy ka malazo ô
Raha miray amiKo ianareo ôôô
Ka mitoetra ao anatinareo oeuworhi re ny Teniko
Dia angataho izay tianareo na inona na inona
Fa ho tonga aminareo izany e
Ianao izay nanolo-tena hitory filazantsara
Tazony ny finoana ka aza miemotra
Fa tononkira.serasera.org izany no herinao e
Fa raha tsy miambina tsara ianareo
Dia ho resin’ny devoly
Koa andeha re hitambatra
Hanambara ny marina
Fa izany no asa efa nomanina
Raha miray amiKo ianareo ôôô
Ka mitoetra ao anatinareo re ny Teniko
Dia angataho izay tianareo na inona na inona
Fa cnph ho tonga aminareo izany e
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 1964
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 05/03/2019 08:32