ANKALAZAO (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ankalazao ny Tompo derao ny Ray
F'Izy no nitantana antsika hatramin'izay
Na dia teo aza ny heloka sy ny fahotana
Dia tononkira.serasera.org jreegcpd namindra fo ny Ray tsy nanisa hadalana

2-Isika rehetra izao no  tahin'ny Ray
Ka nahatsapa ny hatsarany hatramin'izay
Dia aoka hanandram-peo ,hanainga hbfmsuw hira vao
Hiventy hosana ho an'ilay Mpanavotra

-Ny voninahitra anie, dera laza koa
Ho Anao ry zoky be famindram- po
Efa Anao izany, ary hyhvmaxm ho Anao hatrany
Ka  aza lavinao fa vokatrin'ny fo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GALAF
Vangy : 1274
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 28/01/2024 18:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012