HENOY NY ANTSONY (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Efa ela tena efa ela vhllb no nandrenesanao
Isan'andro manakoako eo an-tsofinao
'lay feon'Andriamanitra
Manoro sy nananatra
Ny amin'ny vopvcirq fitondrantenanao eo imasony
2_Mandrenesa ka tandremo ny tapt fahendrena
Atongilano ny sofinao ho amin'ny fahalalany
Hieveranao ny tsara, ny fisainana mazava
Fa tononkira.serasera.org ny alehan'ny ratsy fanahy
Dia toy ny haizim-pito
_Miova amin'ny fanavaozana
Amin'ny fo sy saina sy fanahy
Havaozy ny fanolorantena
Mba hahazoanao ny famonjena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 1057
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 23/12/2023 17:35