ANKALAZAO (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ankalazao ny Tompo derao ny Ray
F'Izy no nitantana antsika hatramin'izay
Na dia teo aza ny heloka sy ny fahotana
Dia namindra fo ny Ray tsy nanisa hadalana

2-Isika rehetra izao no  wrthge tahin'ny Ray
Ka nahatsapa ny hatsarany oivsf hatramin'izay
Dia aoka hanandram-peo ,hanainga hira vao
Hiventy mrfd hosana ho an'ilay tononkira.serasera.org Mpanavotra

-Ny voninahitra anie, dera laza koa
Ho Anao ry zoky be famindram- po
Efa Anao izany, ary ho Anao hatrany
Ka  aza lavinao fa vokatrin'ny fo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GALAF
Hits : 1404
Likes : 2 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 28/01/2024 18:18
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0091