You are here: home > Tononkira > GALAF

SATRIKO (GALAF)

Satriko foana e, Hihira ho anao
Ho fiderako ny anaranao
Namonjy ahy sy nanafaka
Ny aiko izay tao an-davaka

Satriko foana e, hivavaka
Rraha vao maraina isan’alina
HO fisaorana anao Mpamonjy tia
Be fitiavana sy mahari-po

    Refrain :
    Satriko ny mombatononkira.serasera.org ahy rehetra ho anao
    Nefa izao fiainana izao manintona ahy
    Ianao Jesoa no mba hany antenaiko
    Hanafaka ny gadra izay mamatotra ahy

Satriko foana e, hanompo anao
Fa zava-poana e izao tontolo izao
Anilanao no hasambarako
An-tratranao no fiadanako

  Refrain : Satriko ......

Mpihira : GALAF
Mpamaky : 2232
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 07/03/2007 12:00:54
ID : 4275

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo